INONA AVY NY ASANAY
Mitady asa misy dikany ho anao ve ianao ?
Te-hiditra ao amin’ny ekipan’ny Ravinala Airports ve ianao? Tadiavo ny làlana mety aminao ao amin’ireo asa misy ato aminay. Raha manana soatoavina mitovy amin’ny anay ianao, fitsinjovana, faniriana, ny fahafaham-po amin’ny tolotra omena ary ny fandraisana andraikitra, dia aza misalasala fa mametraha fangatahana avy hatrany !
Ahoana ny fomba hamoronana tontolo manome lanja ny fahaizanao amin’ny alalan’ny politika RH ato aminay
Mitady asa vaovao ve ianao? Aza mitady lavitra, tongava manatevina ny ekipanay !
Mitandro ny fahasamihafana sy ny fitovian’ny lahy sy ny vavy eo amin’ny tontolon’ny asa matihanina ny Ravinala Airports. Mandray sy manome lanja ny talenta rehetra izy