Confirmation d’envoi de votre candidature
Félicitations ! Votre candidature a été soumise avec succès.
Fangatahan'asa azo alefa avy hatrany
Fantaro ireo karazana sehatr’asa misy
Miavaka ianao ary misokatra ho an’ireo malala-tsaina foana izahay. Mandefasa fangatahan’asa avy hatrany ary fantaro izay afaka hiarahantsika

Mitandro ny fahasamihafana sy ny fitovian’ny lahy sy ny vavy eo amin’ny tontolon’ny asa matihanina ny Ravinala Airports. Mandray sy manome lanja ny talenta rehetra izy